This page is a translated version of the page Mission and the translation is 83% complete.

The mission statement of the Wikimedia Foundation describes our current activities and purpose, the scope of our projects, and our core values. It stands in contrast to the vision statement. Our mission statement, an elaboration of the short version in the Articles of Incorporation and approved by a board resolution in April 2007, is:

Ny andraikitra zay sahanin'ny Fondation Wikimédia dia ny fanomezana fahafahana hoan'ny olona maneran-tany mioty(mandray)sy mamelabelatra ireo "contennu educatif"ao amin'nylicence libre izay ahitana ireo sehatra hoan'ny rehetra,ary ny fizarana"contenu"amin'ny fomba mahomby sy haingana.

fiaraha-miasa miaraka amin'nyréseau mondial de chapitres,Ny "fondation" dia miasa amin'ny fametrahana foto-drafitr'asa teknika sy ireo karazana fandaminana maro samy hafa mba hahafahana manohana sy mampivelatra ireoprojetswikimultilinguesary mandray ireo soso-kevitra ireo mpikambana ho any amin'ny fanatsarana .Ny "Fondation"dia manome fanazavana misimisy momba ireo "Special:MyLanguage/Multilingualismprojet" maro iza afaka tsidihanao ao amin'ny tranok'ala gratuitement tsy misy fiovana moa izy io

Ireo zavatra voalaza eo ambony ireo moa dia nalaina tahaka tao amin'ny fanambarana ny andraikitra "originale"zay efa voarafitra tsara.Ny fanovana ny zavatra efa voasoratra ao amin'ny fanambarana ny andraikitra"originale"(amin'ny teny anglisy)dia tsy maintsy aroso ato ici ary ho dinihana daholo ireo soso-kevitra rehetra zay voaray avy eo.

Manasa anao izahay mba hitsidika ny lois municipales, vision, et valeurs.